forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
605 B
Markdown
20 lines
605 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# ka tsy misy mandalo eo aminao
|
|
|
|
"hiala amin'ny taninao ny olona rehetra" na "hiala amin'ny taninao ireo vahiny rehetra"
|
|
|
|
# Hisotro ny rononon'ireo firenena ihany koa ianao, ary hinono eo amin'ny tratran'ireo mpanjaka
|
|
|
|
Io dia manondro ny harena sy ny habetsahana izay notrohana tamin'ireo firenena hafa. Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany mba hanindriana.
|
|
|
|
# Mpamonjy
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.
|
|
|
|
# Ilay Masin'i Jakoba
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:26 io.
|