plt_tn/isa/60/15.md

605 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ka tsy misy mandalo eo aminao

"hiala amin'ny taninao ny olona rehetra" na "hiala amin'ny taninao ireo vahiny rehetra"

Hisotro ny rononon'ireo firenena ihany koa ianao, ary hinono eo amin'ny tratran'ireo mpanjaka

Io dia manondro ny harena sy ny habetsahana izay notrohana tamin'ireo firenena hafa. Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany mba hanindriana.

Mpamonjy

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.

Ilay Masin'i Jakoba

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:26 io.