plt_tn/isa/60/10.md

12 lines
414 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# tsy hakatona na andro na alina ireo
Eto ny hoe "andro" sy "alina" dia midika hoe "ny fotoana rehetra". DH: "tsy misy olona hanakatona ireo mihitsy"
# mba hitondrana ny haren'ireo firenena, mbamin'ireo mpanjakany tarihina
DH: "mba hitondra ny haren'izy ireo, mbamin'ny mpanjakan'izy ireo ny vahoakan'ireo firenena"