# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # tsy hakatona na andro na alina ireo Eto ny hoe "andro" sy "alina" dia midika hoe "ny fotoana rehetra". DH: "tsy misy olona hanakatona ireo mihitsy" # mba hitondrana ny haren'ireo firenena, mbamin'ireo mpanjakany tarihina DH: "mba hitondra ny haren'izy ireo, mbamin'ny mpanjakan'izy ireo ny vahoakan'ireo firenena"