plt_tn/isa/59/14.md

246 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka Isaia.

Nesorina ny rariny

DH: "Nanala ny rariny ny olona"

rariny...fahamarinana...marina...fahamendreham-pitokisana

Ireo dia hevitra izay soritsoritan'i Isaia tahaka ny olona.