plt_tn/isa/59/14.md

12 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
# Nesorina ny rariny
DH: "Nanala ny rariny ny olona"
# rariny...fahamarinana...marina...fahamendreham-pitokisana
Ireo dia hevitra izay soritsoritan'i Isaia tahaka ny olona.