forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
836 B
Markdown
16 lines
836 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.
|
|
|
|
# Fa voaloton'ny rà ny tananareo ary ny rantsan-tananareo voaloton'ny fahotana
|
|
|
|
Eto ny "tanana" sy "rantsan-tanana" dia manondro ny asan'izy ireo. Io dia midika fa meloka tamin'ny fanaovana herisetra sy zavatra feno fahotana izy ireo. DH: "Fa nanao fahotana tena ratsy ianareo"
|
|
|
|
# Milaza lainga ny molotrareo ary ny lelanareo miteny amin-kafetsena
|
|
|
|
Ny rantsam-batana izay miteny dia manambara izay lazain'ny olona. DH: "Miteny lainga sy zava-petsy ianareo"
|
|
|
|
# lainga no torotoroniny ary fahotana no aterany
|
|
|
|
Ny "fanorotoronana" sy "fiterahana" dia manindry hoe tena nikasa ny hanao zavatra feno fahotana izy ireo. Eto ny hoe "izy ireo" dia mbola manondro ny vahoakan'Israely ihany. DH: "miasa mafy mba hanao zavatra feno fahotana izy ireo"
|