plt_tn/isa/58/14.md

377 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

hampitaingenako ny haavon'ny tany ianao

Io dia manondro an'Andriamanitra manandratra ny firenena ao anatin'ny laza sy hery ho valin'ny fiainana am-pahamarinana.

fa ny vavan'i Yaveh no niteny

Ny "vava" dia manambara izay lazain'i Yaveh. DH: "satria Yaveh no efa niteny izany"