plt_tn/isa/58/14.md

12 lines
377 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# hampitaingenako ny haavon'ny tany ianao
Io dia manondro an'Andriamanitra manandratra ny firenena ao anatin'ny laza sy hery ho valin'ny fiainana am-pahamarinana.
# fa ny vavan'i Yaveh no niteny
Ny "vava" dia manambara izay lazain'i Yaveh. DH: "satria Yaveh no efa niteny izany"