plt_tn/isa/58/06.md

804 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Tsy izao ve no fifadiana safidiako...hanapaka ny zioga rehetra?

Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hampianarana ny olona momba ny karazana fifadian-kanina izay tiany. DH: "Izany no fifadian-kanina izay safidiako...hanapaka ny zioga rehetra."

Ny hanafaka ny famatoran'ny faharatsiana, ny hamaha ny tadin'ny zioga, ny hanafaka ireo torotoro, ny hanapaka ny zioga rehetra

Ireo andianteny rehetra ireo dia midika fa tokony hanampy ireo olona izay ampijaliana sy hampahorian'ny ratsy fanahy.

Tsy ny...tranonao ve?

Mampiasa fanontaniana hafa Yaveh mba hampianarana olona. DH: "Tsy ny...tranonao."

hizara ny mofonao

Io andianteny io dia manambara ny fanombohana ny sakafo amin'ny fizarana ny sombi-mofo.