forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
804 B
Markdown
20 lines
804 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Tsy izao ve no fifadiana safidiako...hanapaka ny zioga rehetra?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hampianarana ny olona momba ny karazana fifadian-kanina izay tiany. DH: "Izany no fifadian-kanina izay safidiako...hanapaka ny zioga rehetra."
|
||
|
|
||
|
# Ny hanafaka ny famatoran'ny faharatsiana, ny hamaha ny tadin'ny zioga, ny hanafaka ireo torotoro, ny hanapaka ny zioga rehetra
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny rehetra ireo dia midika fa tokony hanampy ireo olona izay ampijaliana sy hampahorian'ny ratsy fanahy.
|
||
|
|
||
|
# Tsy ny...tranonao ve?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana hafa Yaveh mba hampianarana olona. DH: "Tsy ny...tranonao."
|
||
|
|
||
|
# hizara ny mofonao
|
||
|
|
||
|
Io andianteny io dia manambara ny fanombohana ny sakafo amin'ny fizarana ny sombi-mofo.
|