plt_tn/isa/57/16.md

448 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

nanafina ny tavako Aho

Io dia midika fa namela ny vahoakany Andriamanitra ary tsy nanampy na nitahy azy ireo intsony.

niverina nandeha tamin'ny lalan'ny fony izy

Io dia midika fa mbola nanary ny Andriamanitra tena izy noho ireo andriamani-tsy izy ireo Israelita. Eto ny hoe "niverina" sy "lalana" dia teny manambara fahazotoana sy fihetseham-po.