plt_tn/isa/57/16.md

12 lines
448 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# nanafina ny tavako Aho
Io dia midika fa namela ny vahoakany Andriamanitra ary tsy nanampy na nitahy azy ireo intsony.
# niverina nandeha tamin'ny lalan'ny fony izy
Io dia midika fa mbola nanary ny Andriamanitra tena izy noho ireo andriamani-tsy izy ireo Israelita. Eto ny hoe "niverina" sy "lalana" dia teny manambara fahazotoana sy fihetseham-po.