plt_tn/isa/57/09.md

578 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

nidina tany amin'ny Fiainan-tsy hita ianareo

Tsy tena nidina ara-bakiteny tany amin'ny Fiainan-tsy hita, ny tontolon'ny maty akory ny olona. Fa kosa, manondro Yaveh fa te handeha any amin'izay hahitany andriamanitra vaovao mba hotompoina ny olona.

Nahita fiainana teo an-tananareo ianareo

Rehefa avy niezaka mafy, dia nahita izy ireo satria mbola nanana hery mba handehanana hatrany ireo mpanompo sampy. Eto ny "tanana" dia mitovy amin'ny "hery" na "fahafahana."