# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh. # nidina tany amin'ny Fiainan-tsy hita ianareo Tsy tena nidina ara-bakiteny tany amin'ny Fiainan-tsy hita, ny tontolon'ny maty akory ny olona. Fa kosa, manondro Yaveh fa te handeha any amin'izay hahitany andriamanitra vaovao mba hotompoina ny olona. # Nahita fiainana teo an-tananareo ianareo Rehefa avy niezaka mafy, dia nahita izy ireo satria mbola nanana hery mba handehanana hatrany ireo mpanompo sampy. Eto ny "tanana" dia mitovy amin'ny "hery" na "fahafahana."