plt_tn/isa/56/01.md

12 lines
442 B
Markdown

# fa akaiky ny famonjeko, ary efa haseho ny fahamarinako
DH: "Hanavotra anareo sy haneho anareo tsy ho ela Aho fa marina Aho"
# sy mihazona mafy izany
Eto ny hoe "mihazona mafy izany" dia fomba fiteny izay midika hoe mbola manohy mitandrin-javatra. DH: "izay mitandrina lalandava ny hanao izany"
# mifehy ny tanany amin'ny fanaovan-dratsy
Eto ny "tanana" dia manondro ny asan'ny olona na ny fitondran-tenany. DH: "aza manao zava-dratsy"