# fa akaiky ny famonjeko, ary efa haseho ny fahamarinako DH: "Hanavotra anareo sy haneho anareo tsy ho ela Aho fa marina Aho" # sy mihazona mafy izany Eto ny hoe "mihazona mafy izany" dia fomba fiteny izay midika hoe mbola manohy mitandrin-javatra. DH: "izay mitandrina lalandava ny hanao izany" # mifehy ny tanany amin'ny fanaovan-dratsy Eto ny "tanana" dia manondro ny asan'ny olona na ny fitondran-tenany. DH: "aza manao zava-dratsy"