plt_tn/isa/55/08.md

687 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

izany no fanambaran'i Yaveh

Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "manambara" na "milaza" ny anarana hoe "fanambarana". Jereo ny nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 14:21. DH: "izany no nambaran'i Yaveh" na "izany no nolazain'i Yaveh"

tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany, no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo, ary ny fihevitro mihoatra noho ny fihevitrareo

Ireo zavatra izay ataony sy ny fomba hiheverany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mihoatra lavitra na avo noho izay ataon'ny olona sy heveriny, tahaka ny lanitra izay avo noho ny tany izany.