plt_tn/isa/55/08.md

12 lines
687 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "manambara" na "milaza" ny anarana hoe "fanambarana". Jereo ny nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 14:21. DH: "izany no nambaran'i Yaveh" na "izany no nolazain'i Yaveh"
# tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany, no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo, ary ny fihevitro mihoatra noho ny fihevitrareo
Ireo zavatra izay ataony sy ny fomba hiheverany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mihoatra lavitra na avo noho izay ataon'ny olona sy heveriny, tahaka ny lanitra izay avo noho ny tany izany.