plt_tn/isa/54/17.md

16 lines
676 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# Tsy misy fitaovam-piadiana izay voaforona hanohitra anareo ka haharesy
Ireo fahavalo tsy mahomby amin'ny fanoherana ny vahoakan'i Yaveh dia resahina toy ny hoe tsy hahomby amin'ny vahoakan'i Yaveh ny fitaovam-piadian'izy ireo. DH: "Mety hanamboatra fitaovam-piadiana mba hanafihana anareo ireo fahavalo nefa tsy handresy anareo izy ireo"
# Izany no lovan'ireo mpanompon'i Yaveh
Ny valisoa izay homen'i Yaveh ireo izay manompo Azy dia resahina toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo ny valisoa.
# izany no fanambaran'i Yaveh
DH: "izany no ambarako, dia Izaho Yaveh"