# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh. # Tsy misy fitaovam-piadiana izay voaforona hanohitra anareo ka haharesy Ireo fahavalo tsy mahomby amin'ny fanoherana ny vahoakan'i Yaveh dia resahina toy ny hoe tsy hahomby amin'ny vahoakan'i Yaveh ny fitaovam-piadian'izy ireo. DH: "Mety hanamboatra fitaovam-piadiana mba hanafihana anareo ireo fahavalo nefa tsy handresy anareo izy ireo" # Izany no lovan'ireo mpanompon'i Yaveh Ny valisoa izay homen'i Yaveh ireo izay manompo Azy dia resahina toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo ny valisoa. # izany no fanambaran'i Yaveh DH: "izany no ambarako, dia Izaho Yaveh"