plt_tn/isa/51/23.md

1011 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Hataoko eo an-tanan'ny mpampijaly anao izany

Io dia miresaka an'i Yaveh manasazy ny fahavalon'izy ireo toy ny hoe hanery azy ireo mba hisotro amin'ny kapoaka feno ny hatezerany Izy.

Hataoko eo an-tanan'ny mpampijaly anao izany

Mazava fa amin'ny fametrahana ny kapoaky ny hatezerany eo an-tanan'izy ireo dia hanery azy ireo hisotro izay ao anatin'ilay kapoaka Yaveh. DH: "Hanery ireo mpampijaly anareo hisotro amin'ny divay ao amin'ny lovian'ny hatezerako Aho"

mpampijaly anao

Ny teny hoe "mpampijaly" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ireo izay mampijaly anao" na "ireo izay nahatonga anao hijaly"

nataonao ho toy ny tany sy toy ny lalana handehanan'izy ireo ny lamosinao

Io dia mampitaha ny fomba handehan'ny fahavalon'izy ireo eo an-damosiny amin'ny fomba handehanan'ny olona amin'ny lalana. DH: "nitsilany teo amin'ireo lalana ianao mba ahafahan'ireo fahavalo mandeha eo amin'ny lamosinao"