forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miteny ny mpanompon'i Yaveh.
|
|
|
|
# Efa nanokatra ny sofiko ny Tompo Yaveh
|
|
|
|
Ny famelan'i Yaveh ny mpanompony mba handre sy hahatakatra dia resahina toy ny hoe nanokatra ny sofiny Yaveh. DH: "Namela ahy handre sy hahatakatra Azy ny Tompo Yaveh"
|
|
|
|
# tsy mba nikomy aho, na nihemotra
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny tsy fankatoavana izay lazain'i Yaveh dia resahina toy ny hoe nihemotra izany. DH: "ary nankatoa izay nolazainy aho"
|
|
|
|
# Nomeko ho an'ireo izay namely ahy ny lamosiko, ary ho an'ireo izay nanongotra ny volom-bavako ny takolako
|
|
|
|
Ny famelana ny olona hikapoka azy sy hanongotra ny volom-bavany dia resahina toy ny hoe nanome ny lamosiny sy ny takolany ho azy ireo izy. DH: "Navelako hamely ahy ao amin'ny lamosiko sy hanendaka ny volom-bavako teo amin'ny takolako aho"
|
|
|
|
# tsy nanafina ny tavako tamin'ireo fihetsika nahamenatra sy naharikoriko aho
|
|
|
|
Ny hoe manafina ny tavan'olona dia midika hoe miaro tena. DH: "Tsy niaro ny tenako aho rehefa naneso ahy sy nandrora ahy izy ireo"
|