forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
989 B
Markdown
24 lines
989 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'i Ziona toy ny hoe vehivavy Yaveh.
|
|
|
|
# Iza no niteraka ireto zaza ireto ho ahy?
|
|
|
|
Ny vahoaka izay niverina nipetraka tany amin'ny tanàna dia resahin'i Ziona toy ny hoe zanany ireo olona ireo. Ny fanontanian'i Ziona dia manambara ny fahatairany fa zaza marobe no azy ankehitriny.
|
|
|
|
# Fa nidonam-pahoriana sy momba aho, natao sesitany ary nisara-panambadiana
|
|
|
|
Manoritsoritra ny tenany toy ny vehivavy tsy afaka miteraka intsony i Ziona. Manondro ny antony mahagaga be azy izy.
|
|
|
|
# Fa nidonam-pahoriana sy momba aho
|
|
|
|
"Nisaona noho ny zanako maty aho ary tsy nanana hafa intsony"
|
|
|
|
# natao sesitany ary nisara-panambadiana
|
|
|
|
"Noroahina tsy nanambady aho"
|
|
|
|
# Iza no nanangana ireo ankizy ireo? Indro, navela irery tokoa aho; avy aiza no niavian'ireo?
|
|
|
|
Mbola mampiasa fanontaniana indray Ziona mba hanambarana ny fahatairany. DH: "Indro, tavela irery aho; ireo zaza rehetra izay tsy natsangako ireo dia tonga eto amiko ankehitriny."
|