forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
951 B
Markdown
20 lines
951 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'i Ziona toy ny hoe vehivavy Yaveh.
|
|
|
|
# Na dia foana sy lao aza ianao
|
|
|
|
Ny teny hoe "foana" sy "lao" dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa nandrava an'i Ziona ary namela izany ho foana ny fahavalo. DH: "Na dia lao tanteraka aza ianao"
|
|
|
|
# ireo izay nihinana anao
|
|
|
|
Ny fandravan'ny fahavalo an'i Ziona dia resahina toy ny hoe nihinana izany izy ireo. DH: "ireo izay nandrava anao"
|
|
|
|
# Ny zaza izay teraka mandritra ny fotoanan'ny alahelonao
|
|
|
|
Ny fotoana izay naha-sesitany ny vahoakan'i Jerosalema dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nalahelo ny zanany ny tanàna. Ireo izay teraka raha mbola tany an-tsesitany ny vahoaka dia resahina toy ny hoe zanaky ny tanàna izy ireo. DH: "Ireo izay hampitoetra anao, izay teraka raha mbola tany an-tsesitany ny vahoaka"
|
|
|
|
# Tery loatra ho anay ny toerana
|
|
|
|
Midika izany fa hisy olona maro be ka ho kely loatra ho azy ireo ny tanàna raha hipetrahana.
|