plt_tn/isa/49/14.md

534 B

Fa Ziona

Ny teny hoe "Ziona" dia anaran'i Jerosalema hafa. Ny tanàna dia resahin'i Isaia toy ny hoe vehivavy izay mitaraina fa nanadino azy Yaveh.

Moa ve ny reny mahavita manadino ny zanany, izay minono eo an-tratrany, ka tsy hanana fangoraham-po amin'ny zanaka izay naterany?

Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanampiana ny vahoakany hahatakatra fa tsy hanadino azy ireo mihitsy na hitsahatra tsy hiahy azy ireo Izy. DH: "Tsy hanadino ny zanany mbola minono na hijanona tsy hikararaka ny zaza naterany ny vehivavy iray.'