# Fa Ziona Ny teny hoe "Ziona" dia anaran'i Jerosalema hafa. Ny tanĂ na dia resahin'i Isaia toy ny hoe vehivavy izay mitaraina fa nanadino azy Yaveh. # Moa ve ny reny mahavita manadino ny zanany, izay minono eo an-tratrany, ka tsy hanana fangoraham-po amin'ny zanaka izay naterany? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanampiana ny vahoakany hahatakatra fa tsy hanadino azy ireo mihitsy na hitsahatra tsy hiahy azy ireo Izy. DH: "Tsy hanadino ny zanany mbola minono na hijanona tsy hikararaka ny zaza naterany ny vehivavy iray.'