plt_tn/isa/49/09.md

327 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny ny mpanompon'i Yaveh.

Hiraoka eny amin'ireo lalana izy ireo, ary ireo hantsana mangadihady rehetra no ho ahitra ho azy ireo

Ny olona miaina an-kalalahana sy ambinina dia resahin'i Yaveh toy ny hoe ondry izay nanana firaofam-bilona feno ahitra hiraofana izy ireo.