# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny ny mpanompon'i Yaveh. # Hiraoka eny amin'ireo lalana izy ireo, ary ireo hantsana mangadihady rehetra no ho ahitra ho azy ireo Ny olona miaina an-kalalahana sy ambinina dia resahin'i Yaveh toy ny hoe ondry izay nanana firaofam-bilona feno ahitra hiraofana izy ireo.