plt_tn/isa/49/07.md

12 lines
395 B
Markdown

# Mpanavotra
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.
# amin'ilay iray izay natao tsinontsinona ny fiainany, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka
Eto ny teny hoe "fiainana" dia manambara ilay olona. DH: "amin'ilay olona izay nataon'ny olona tsinontsinona, izay halan'ireo firenena ary notanana ho andevo"
# Iray Masin'Israely
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io.