# Mpanavotra Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io. # amin'ilay iray izay natao tsinontsinona ny fiainany, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka Eto ny teny hoe "fiainana" dia manambara ilay olona. DH: "amin'ilay olona izay nataon'ny olona tsinontsinona, izay halan'ireo firenena ary notanana ho andevo" # Iray Masin'Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io.