plt_tn/isa/48/16.md

313 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

efa tsy nitenenako tamin'ny mangingina

DH: "Efa niteny mazava Aho"

naniraka ahy

Eto ny hoe "ahy" dia manondro ny mpanompon'i Yaveh izay tsy fantatra, mety ho Isaia na Kyrosy na ilay Mesia nampanantenaina izany.