# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # efa tsy nitenenako tamin'ny mangingina DH: "Efa niteny mazava Aho" # naniraka ahy Eto ny hoe "ahy" dia manondro ny mpanompon'i Yaveh izay tsy fantatra, mety ho Isaia na Kyrosy na ilay Mesia nampanantenaina izany.