plt_tn/isa/46/12.md

432 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

izay lavitry ny fanaovana ny mahitsy

Ny olona mafy loha ka manao zavatra diso dia resahin'i Yaveh toy ny hoe lavitra azy ireo ara-batana ny manao ny mahitsy.

tsy miandry ny famonjeko

Ny famonjena ny vahoakany tsy ho ela dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay tsy miandry ny famonjeny. DH: "Tsy hiandry ny hamonjena anareo Aho"