# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # izay lavitry ny fanaovana ny mahitsy Ny olona mafy loha ka manao zavatra diso dia resahin'i Yaveh toy ny hoe lavitra azy ireo ara-batana ny manao ny mahitsy. # tsy miandry ny famonjeko Ny famonjena ny vahoakany tsy ho ela dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay tsy miandry ny famonjeny. DH: "Tsy hiandry ny hamonjena anareo Aho"