plt_tn/isa/46/05.md

451 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Amin'iza no hampitahanareo Ahy? Iza no heverinareo fa mitovy Amiko, ka azo ampitahaina izahay?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. DH: "Tsy misy azo ampitahaina Amiko. Tsy mitovy na amin'iza na amin'iza Aho, ka tsy mety ampitahaina izahay."

ka azo ampitahaina izahay

DH: "ka ho azonareo ampitahaina izahay"