plt_tn/isa/46/05.md

12 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Amin'iza no hampitahanareo Ahy? Iza no heverinareo fa mitovy Amiko, ka azo ampitahaina izahay?
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. DH: "Tsy misy azo ampitahaina Amiko. Tsy mitovy na amin'iza na amin'iza Aho, ka tsy mety ampitahaina izahay."
# ka azo ampitahaina izahay
DH: "ka ho azonareo ampitahaina izahay"