plt_tn/isa/46/03.md

626 B

Henoy Aho

Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh.

izay efa nentiko mialohan'ny fahaterahanareo, efa nobabeko hatrany am-bohoka

Ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona, ary ny fiandohan'ny firenena toy ny hoe fahaterahany.

izay efa nentiko

Ny fanampiana sy fanavotana ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nilanja azy ireo Izy. DH: "izay nolanjaiko"

Eny fa na dia amin'ny taom-pahanteranareo aza dia Izaho no Izy, ary mandra-paha fotsy ny volonareo dia hitondra anareo Aho

Ny firenen'Israely tratra antitra tokoa dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona antitra izay fotsy volo izany.