# Henoy Aho Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. # izay efa nentiko mialohan'ny fahaterahanareo, efa nobabeko hatrany am-bohoka Ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona, ary ny fiandohan'ny firenena toy ny hoe fahaterahany. # izay efa nentiko Ny fanampiana sy fanavotana ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nilanja azy ireo Izy. DH: "izay nolanjaiko" # Eny fa na dia amin'ny taom-pahanteranareo aza dia Izaho no Izy, ary mandra-paha fotsy ny volonareo dia hitondra anareo Aho Ny firenen'Israely tratra antitra tokoa dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona antitra izay fotsy volo izany.