plt_tn/isa/45/24.md

329 B

Hilaza

Miteny ny olona rehetra eto an-tany.

Ao amin'i Yaveh no hanamarinana ny taranak'Israely rehetra

Eto ny teny hoe "hanamarinana" dia tsy manondro an'i Yaveh hoe manala ny fahotan'izy ireo, fa ny fanaporofoana amin'ireo firenena fa nety ny nanompoan'ny Israely Azy. DH: "Hanamarina ireo taranak'Israely rehetra Yaveh"