plt_tn/isa/45/24.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hilaza
Miteny ny olona rehetra eto an-tany.
# Ao amin'i Yaveh no hanamarinana ny taranak'Israely rehetra
Eto ny teny hoe "hanamarinana" dia tsy manondro an'i Yaveh hoe manala ny fahotan'izy ireo, fa ny fanaporofoana amin'ireo firenena fa nety ny nanompoan'ny Israely Azy. DH: "Hanamarina ireo taranak'Israely rehetra Yaveh"