forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
610 B
Markdown
12 lines
610 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ireo mpitsoa-ponenana Yaveh. (Jereo: 45:20)
|
|
|
|
# Aoka izy ireo hiara-hikononkonona
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitsoa-ponenana avy any amin'ireo firenena izay manompo sampy.
|
|
|
|
# Iza no nampiseho izany hatry ny ela? Iza no nanambara izany? Tsy Izaho Yaveh ve?
|
|
|
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa Izy no Iray izay nilaza tamin'izy ireo fa hitranga izany zavatra izany. DH: "Hilaza aminareo Aho hoe iza no nilaza izany tany aloha be tany. Hilaza aminareo Aho hoe iza no nanambara izany. Izaho, Yaveh izany."
|