plt_tn/isa/45/21.md

610 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ireo mpitsoa-ponenana Yaveh. (Jereo: 45:20)

Aoka izy ireo hiara-hikononkonona

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitsoa-ponenana avy any amin'ireo firenena izay manompo sampy.

Iza no nampiseho izany hatry ny ela? Iza no nanambara izany? Tsy Izaho Yaveh ve?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa Izy no Iray izay nilaza tamin'izy ireo fa hitranga izany zavatra izany. DH: "Hilaza aminareo Aho hoe iza no nilaza izany tany aloha be tany. Hilaza aminareo Aho hoe iza no nanambara izany. Izaho, Yaveh izany."