plt_tn/isa/44/21.md

643 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

ry Jakoba, sy Israely

Io dia manondro ny olona taranak'i Jakoba, Israely. DH: "ianareo taranak'Israely"

tsy ho adinoko ianao

DH: "Tsy hanadino anao Aho"

Novonoiko, tahaka ny raho-matevina, ireo asa fikomianao, ary tahaka ny rahona, ireo fahotanao

Ireo fehezanteny ireo dia midika zavatra iray ihany. Nanala ny fahotan'izy ireo faingana sy mora foana tahaka ny itsofan'ny rivotra ny rahona Andriamanitra.

ary tahaka ny rahona, ireo fahotanao

Ny matoanteny dia afaka ampiana amin'ny andianteny teo aloha. DH: "ary tahaka ny rahona, no namafako ireo fahotanareo"