forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
643 B
Markdown
20 lines
643 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ry Jakoba, sy Israely
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona taranak'i Jakoba, Israely. DH: "ianareo taranak'Israely"
|
||
|
|
||
|
# tsy ho adinoko ianao
|
||
|
|
||
|
DH: "Tsy hanadino anao Aho"
|
||
|
|
||
|
# Novonoiko, tahaka ny raho-matevina, ireo asa fikomianao, ary tahaka ny rahona, ireo fahotanao
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny ireo dia midika zavatra iray ihany. Nanala ny fahotan'izy ireo faingana sy mora foana tahaka ny itsofan'ny rivotra ny rahona Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# ary tahaka ny rahona, ireo fahotanao
|
||
|
|
||
|
Ny matoanteny dia afaka ampiana amin'ny andianteny teo aloha. DH: "ary tahaka ny rahona, no namafako ireo fahotanareo"
|