plt_tn/isa/44/11.md

593 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

ny mpiara-miasa aminy rehetra

Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ireo mpanao asa-tanana mpiara-miasa izay manao sampy. DH: "ireo mpiara-miasa amin'ny mpanao asa-tanana rehetra" na 2) io dia manondro ireo izay mikambana amin'ny sampy amin'ny fanompoana izany. DH: "ireo rehetra izay manompo sampy"

halaim-baraka

DH: "ho afa-baraka"

Aoka izy ireo hiara-hijoro

"Aoka izy rehetra hiara-tonga eo anatrehako"

hatahotra izy ireo

"ho raiki-tahotra izy ireo." Ny hoe "matahotra" dia miforitra nohon'ny tahotra.