plt_tn/isa/44/11.md

20 lines
593 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# ny mpiara-miasa aminy rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ireo mpanao asa-tanana mpiara-miasa izay manao sampy. DH: "ireo mpiara-miasa amin'ny mpanao asa-tanana rehetra" na 2) io dia manondro ireo izay mikambana amin'ny sampy amin'ny fanompoana izany. DH: "ireo rehetra izay manompo sampy"
# halaim-baraka
DH: "ho afa-baraka"
# Aoka izy ireo hiara-hijoro
"Aoka izy rehetra hiara-tonga eo anatrehako"
# hatahotra izy ireo
"ho raiki-tahotra izy ireo." Ny hoe "matahotra" dia miforitra nohon'ny tahotra.