plt_tn/isa/44/07.md

311 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Iza no tahaka Ahy? Aoka izy hilaza

Mampiasa io fanontaniana fampisainana io Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. Afaka adika ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Raha misy olona mihevitra fa tahaka Ahy izy, dia aoka izy hilaza"