# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Iza no tahaka Ahy? Aoka izy hilaza Mampiasa io fanontaniana fampisainana io Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. Afaka adika ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Raha misy olona mihevitra fa tahaka Ahy izy, dia aoka izy hilaza"