plt_tn/isa/44/05.md

272 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ny hafa hiantso mafy ny anaran'i Jakoba

"ny olona hafa hilaza fa taranak'i Jakoba izy"

hiantso ny tenany amin'ny anaran'i Israely

"hiantso ny tenany hoe taranak'Israely"